Andron’ny mpanorina ny skotisma

Hetsika maro no natao teto Antananarivo


  • Zoma 23 Febroary 2024

Toy ny fanao isan-taona dia notsarovana omaly 22 febroary 2024 indray

ny andron’ny mpanorina ny skotisma maneran-tany na Baden Powell. Hetsika maro no natao teto Antananarivo renivohitra ho fanamarihana izany. Ny foibe FJKM, ohatra, dia nanao fotoam-pivavahana tetsy Analakely ary narahana rindran-tsary fampahafantarana ny tantaran’ny skotisma teto Madagasikara izany. Nitohy tamin’ny hetsika sosialy samihafa moa izany avy. Nisy hetsika fanamarihana izany natao ihany koa nanoloana ny Parvis Analakely, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT