Fifamoivoizana

Zotra Nasionaly Hisokatra ny RN 1, RN 4, RN 7…


  • Alatsinainy 07 Septambra 2020

Mitohy ny fisokafan’ny zotra Antananarivo-Toamasina, manomboka misokatra amin’ny zoma 11 septambra ny zotra Antananarivo-Toliara (RN 7) sy izay lalovany rehetra satria efa voafehy ny valanaretina, hoy ny Filoham-pirenena.

 

 

Ny 12 septambra ny zotra Antananarivo-Tsiroanomandidy (RN 1). Hanomboka ny 15 oktobra ny zotra Antananarivo-Mahajanga (RN 4), Faritra Sofia, Vatovavy Fitovinany, Alaotra Mangoro, Menabe, Melaky, Analanjirofo, Anosy, ary Androy. Tsy maintsy misy ny “manifold” na eo am-piaingana na eo am-pahatongavana. Tsy maintsy fendrahana fanafody ny fiara, tsy azo hasondrontra ny saran-dàlana. Ny minisitera mpiahy, ny koperativa, ny faritra no mandrindra sy mandamina ny zotra rejionaly. Mbola miandry kely kosa ny zotra Antananarivo-Sava satria ao anatin’ny PIC ny faritra Sava sy Diana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT