Vokatry ny fahapotehan’ny lalana

Rava ara-bakiteny ny tsena tao Sadabe


  • Alatsinainy 22 Janoary 2024

Rava ny tsena, hoy ny fitenin-jatovo izay rehefa misy fotoana tsy raikitra.

Rava ara-bakiteny kosa ny tsenan’Alatsinainy tany Sadabe ao amin’ny distrikan’i Manjakandriana ao ny herinandro teo, raha ny fampitam-baovaon’ireo mponina any an-toerana, vokatry ny fahapotehan’ny lalana ao Ambohitrolomahitsy ao amin’ity distrika ity ihany. Hatreo Andrefan’Ambolomahitsy no azo naleha farany, hoy ny fanazavana. Mamotaka be tsy misy toy izany ny lalana ao anatin’izao fahavaratra izao. Na ireo fiara sokajiana hoe tsy mataho-dalana na 4x4 aza savolaina mizotra aminy. Izao ve izany ilay hoe “bye bye godra” araka ny fitenenana?
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT