Trano fiantohana MAMA

Napetraka ireo delegasionina mpanara-maso


  • Talata 26 Martsa 2024

Napetraka teo anivon’ny trano fiantohana MAMA ny faran’ny herinandro teo ny atao

hoe «superviseur délégué» na delegasionina mpanara-maso avy amin’ny komity mpanara-maso sy mpiahy ny banky sy fitantanana ara-bola eto Madagasikara na CSBF. Tanjona, hoy ny fanazavan’ny governoran’ny banky foiben’i Madagasikara, Aivo Andrianarivelo, dia hanatsarana sy hahatonga ity trano fiantohana ity ho matihanina kokoa eo amin’ny sehatry ny fiantohana. 6 volana no hiarahan’izy ireo miasa amin’ny trano fiantohana, hoy izy. Andraikitr’izy mirahalahy napetraka voalohany ny fanamarihana ny toe-draharaha nisy teo anivon’ny trano fiantohana teo am-pahatongavany, hoy kosa ny sekretera jeneralin’ny CSBF, Seheno Ranaivoson. Ny fiarovana ny mpanjifa moa dia iantohan’ny trano fiantohana ihany fa ny momba ny banky na ny fikirakirana ny vola rehetra no hananganana an’io, hoy izy. Tsy azo avoaka amin’ny vahoaka ny vokatry ny fitsirihina raha tsy efa vita, raha ny fanazavany hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT