TOAMASINA

Naiditra am-ponja ilay mpamily nikasi-tanana polisy


  • Alarobia 10 Jolay 2024

Mpamily iray no nikasi-tanana polisy ny 05 jolay lasa teo tany Toamasina.

Teo am-pisavana ny taratasin'ny fiara ilay polisy no nodarohan'ilay mpamily noho ny hatezerany. Rehefa avy nidaroka izy dia lasa nandositra. Nokarohina ilay mpamily ka afak’omaly 08 jolay no tonga nitono-tena tao amin'ny Kaomisaria ity farany. Natao ny fanadihadiana ary natolotra ny fampanoavana ny raharaha ka nidoboka am-ponja vonjimaika io mpamily io. Mampahatsiahy moa ny polisim-pirenena fa voararan'ny lalàna ny mikasi-tanana mpitandro filaminana eo am-panatanterahana ny asany na iza na aiza.
Pati
Legende : Ity ilay mpamily nikasi-tanana polisy tao Toamasina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT