Fifamoivoizana

Taxi-brousse voatafika tany Ambovombe Naratra ny mpamily, voaroba ny mpandeha


  • Alarobia 30 Novambra 2022

Taxi-brousse iray mampitohy an’ Ambovombe sy Fort-Dauphin, afak’omaly tokony amin'ny 03 ora maraina no notafihin’ny dahalo teo afovoan-tanana akaikin’ny oniveristen’Ambovombe.

Io no fiara voalohany nisantatra ireo taxi brousse hiazo an’i Tolagnaro. Naratra vokatr’izany ny mpamily raha voaroba koa ireo mpandeha. Na izany aza tsy nisy ny aina nafoy. Efa manao ny fanaran- dia moa hatramin’ny omaly ny mpitandro filaminana, izay tarihin’ny kaomiseran’ Ambovombe. Miantso ireo taxi brousse sy mpampiasa lalana mandeha alina mba samy hitandrina araka izany ireo mpitandro ny filaminana any an-toerana indrindra amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT