Fifamoivoizana

Taxi be Mifandimby miasa ny eny Ambohimanambola


  • Alakamisy 30 Aprily 2020

Ho an’ny zotra fitaterana iombonana miasa ety amin’ny kaominina mampitohy an’Ambohimanambola sy Ambohijatovo kosa dia nametraka fandaminanana manokana ireo kaoperativa 7 ahitana Taxi be miisy 40 miasa amin’izany ka

 

 

 

nozaraina 2 ireo fiarana ireo ka mifandimby miasa mielanelana indray andro avy noho ny fahatsapan’ny rehetra fa tsy maharaka ny sarany tsy maintsy efain’izy ireo ny vola miditra noho ny fahavitsian’ny olona mandeha taxi be ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT