Taksiborosy avy any Ankililaoka

Namono ondry sy osy miisa 11


  • Alakamisy 08 Febroary 2024

Ondry sy osy miisa 11 no maty nofaohan'ny taksibrosy avy any Ankililaoka ho any

Toliara ny marainan’ny talata teo, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. 2 hafa tapa-tongotra. Nitsoaka ilay taksibrosy. Talatsaka tamin'ny arabe moa ny famantarana ilay fiara mitondra ny marika Mercedes, raha ny fampitam-baovao hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT