Fifamoivoizana

Taksibe notrongisina kamiao Mpandeha 7 naratra mafy teny Manjaka Ilafy


  • Sabotsy 03 Novambra 2018

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina teny Manjaka Ilafy, akaikin’ilay orinasa Somacou, omaly tokony ho tamin’ny 3 ora folakandro.

 

Taksibe iray ao amin’ny zotra H hihazo ny renivohitra no nodomina fiarabe iray nitondra simenitra avy any aoriana ka potika tanteraka. Raha ny fantatra dia nipotsaka tsindry hisatra ity fiarabe.  Niantona tamin’ny tetezana mihitsy ilay fiara fitaterana vokatr’izany noho ny dona mafy nahazo azy, nilatsaka tany ambany  tetezana koa  ny môterany….Maro tamin’ireo mpandeha tao anatiny moa no fantatra fa naratra mafy ka voatery nentina namonjy hopitaly haingana. Miisa fito izy ireo ary zaza amam-behivavy avokoa  ny ankamaroany

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT