Soarano

Misy lavaka be mety hampidi-doza


  • Alatsinainy 17 Febroary 2025

Ankoatran’ilay tetsy Ambohijatovo mihazo an’Analakely lasa nantsoin’ny mpandalo hoe

lavaka mahagaga» dia misy lavaka be vaovao eo amin’ny 2 metatra eo indray ny velarany izao etsy Soarano, eo amin’ilay hihodina ho any Behoririka iny, raha ny hita nanomboka ny sabotsy teo. Eo alohan’ny Building Ramaroson, raha ny marimarina kokoa, no ahitàna azy io. Efa misy sakana napetraka ihany manodidina ilay lavaka saingy na izany aza dia heverina fa ilaina foana ny mitandrina. Mampametra-panontaniana ihany hoe dia tsy misy azo atao mihitsy ve mikasika ny fikojakojàna ny lalana eto Antananarivo na ny fanarenana sy fisorohana ny tsy hitrangàn’ny toy izao matetika intsony? Ny mahazo ny lalam-pirenena io iaraha-mahita isaky ny mivoaka ity renivohitry ny nosy ity. Ny eto Andrenivohitra koa mampiteny ny moana, hoy ny fomba fiteny izay.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT