Sambo nanjavona

Mbola ifampitadiavana i "AW"


  • Talata 24 Jona 2025

Tsiahivina fa ny Alatsinainy 16 Jona teo no niainga avy tao Mahajanga ny

sambo AW » ho any Comores, saingy tsy hita popoka hatramin’izao. Nalefa nitady ny «sambo AW » ny mpanao fitsirihana na Patrouilleur «Atsantsa » saingy niveri-maina tao amin’ny seranam-tsambon’ny Mahajanga ity farany satria mbola tsy hita ihany ny « sambo AW ». Nisy ny tatitra ny dian’izy ireo tany afovoan-dranomasina natao ny kômandan’ny Atsantsa. Niresaka tamin’ny fianakavian’ireo mpandeha anatin’io sambo tsy hita io ny Governoran’ny Faritra Boeny nampita hafatra sy nampahery azy ireo. Nanome toky izy fa mbola hotohizana ny fikarohana.
Asmynah Randriamananjara (Mpiana-draharaha)
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT