RN5A

Tra-doza ny mpianatry ny Lycée Mixte Vohemar


  • Alatsinainy 17 Jona 2024

Tra-doza ny fiara nitondra ny mpianatra Lycée Mixte marobe avy any Vohemar izay

andeha ho any Sambava hanao fitsangatsanganana na « excursions » ny faran’ny herinandro teo. Tao Ambodisambalahy Kaominina Ambanivohitra Andragnoveratra distrikan'i Sambava amin’iny RN5A iny no nisehoan’ny loza. Vokany, marobe ny mpianatra naratra , ary misy vehivavy mpianatra iray no tena voa mafy, raha ny tatitra. Naverina any vohemar nanaraka fitsaboana ireo naratra.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT