RN2-Kamiao be tra-doza

Niteraka fahatapahana ora maro


  • Alatsinainy 10 Jona 2024

Tapaka nandritry ny ora maro ny fifamoivoizana teo amin’ny lalam-pirenena faharoa na RN 2

ny tolakandron’ny sabotsy teo vokatry ny lozam-pifamoivoizana nibahanana kamiao be iray ny lalana manontolo teo Marovoalavo. Tsy nisy afaka nandeha ny fiara rehetra, hoy ny fampitam-baovao voaray. Voabahana ireo nikasa hihazo an’i Toamasina. Toy izany koa ireo nikasa hiakatra taty Antananarivo. Ny zava-dehibe dia ny hoe tsy nisy na izany aza aloha ny naratra sy namoy aina tao anatin’izao lozam-pifamoivoizana izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT