Fifamoivoizana

RN13 Tafapetraka ny tetezana ao Manambaro


  • Zoma 06 Aogositra 2021

Mandroso ny asa fanamboarana ny làlana miodina (déviation définitive) any amin'ny tetezan'i Manambaro eo amin'ny reniranon'i Efaho amin'ny làlam-pirenena faha-13,

 hoy ny Minisiteran’ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy. Efa mipetraka ny tetezana vy (pont Mabey) izay mirefy 27 metatra, ary efa vita ihany koa ny “remblai d'ouvrages” sy ny “couche de foundation” ary efa eo am-panaovana ny “couche de base” ny orinasa amin'izao izao. Ny làlan-drano rary vato efa eo amin'ny dingan'ny asa famaranana ankehitriny. Hatao tara (enrobé à froid) ny fidirana sy ny fivoahana eo amin'ity tetezana ity, hoy tatitra sy ny fanazavana.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT