Olan’ny lalana eto Madagasikara

Azo akàna sopapa i Côte d'Ivoire


  • Alakamisy 29 Febroary 2024

Niainga tamin’ny 25.000km no lasa maherin’ny 82.000km ankehitriny

ny totalin’ny zotra na alaviran-dalana na «réseau routier» ao Côte d'Ivoire, raha ny fampitam-baovao voaray. Tao ny fanamboarana lala-migodana na «autoroute» mirefy 260km. Ny fampifandraisan-dalana na «bitumage» mampifandray ireo tanàn-dehibe mirefy 1.500km. Teo ihany koa ny fanarenana ireo lalana hita ho efa misy fahasimbana izany nahatratra 2000km eo ka mitotaly 8100km izany ankehitriny ny refin’ireo lalana mampifandray tanàn-dehibe ao an-toerana. Azo akàna sopapa i Côte d'Ivoire, araka izany, isika manoloana ity olan’ny lalana eto Madagasikara tsy mety voavaha ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT