Mpitatitra eny

amin’ny PK 19 – RN 7


  • Alarobia 17 Desambra 2025

Nanokatra lalana taorian’ny marimaritra iraisana

Nidina ifotony teny amin’ny PK 19 – RN 7 nifampiresaka tamin’ireo mpitatitra nitokona ny Tale jeneraly eo anivon’ny DGSR, ny GDI, Nixor Tsitambala, sy ny tale jeneralin’ny ATT, Ratovohery Mirambololona, hoy ny fampitàm-baovao voaray omaly. Nisy ny marimaritra niraisana tamin’izany ka nanokatra ny lalana izay nobahanany ireo mpitatitra. Tapaka nandritra io fifampiresahana io fa haato vonjimaika aloha ny fitsirihana tampoka na «visite inopinée » tanterahan’ny ATT na ny sampan-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety. Hisy ihany koa ny fihaonana hiarahan’ny rehetra mikaro-bahaolana amin’ny fotoana mampety azy. Tamin’ny 3 ora tolakandro no nisokatra ny lalana, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT