MPAMPIANATRA FIARAKODIA

Tena fositra ny tsy fifehezana ny « code de la route »


  • Alatsinainy 26 Mey 2025

Mirongatra ny lozam-pifamoivoizana eto amintsika.

Lohalaharana amin'izany ny kodiaran-droa izay saika misy aina hafoy hatrany. Raha araka ny fanazavan'ny mpampianatra mamily fiarakodia iray dia vokatry ny tsy fahafehezana ny lalan'ny fifamoivoizana na ny code de la route no mahatonga izany. Ho an'ireo efa nahazo ny taratasy fahazoan-dalana mamily fiarakodia efa ela dia mihevitra ny tenany ho efa zatra izy ireny ka lasa sahisahy, raha araka ny fanazavany. Mandeha mafy ihany koa ary lasa tafiditra anaty routine. Mila tadidiana hatrany anefa ny fianarana noratovina tany amin'ny auto école hoy hatrany ity mpampianatra iray ity. Nomarihiny manokana moa fa mila havaozina hatrany ny fahalalana hanana mba tsy hitera-doza.
Pati
Légende : Tokony hahafehy ny lalan'ny fifamoivoizana ny mpamily rehetra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT