Fifamoivoizana

Moto taingin-telo nidona tamina kamio Maty tsy tra-drano ilay raim-pianakaviana


  • Alakamisy 28 Janoary 2021

Nanao taingin-telo ilay moto satria nitondra ny vady aman-janany ilay raim-

 

 

 

 

pianankaviana no nifandona tamin'ny kamiao teo amin'ny lalam-pirenena faha-10 PK 218, Andranohazokily, Kaominina Ikopoke, Distrika Beloha. Maty tsy tra-drano ilay rangahy nitondra ny moto, naratra mafy kosa ilay vadiny sy ilay zanany kely vao telo taona monja, ka nalefa any amin'ny CHD Beloha. Nandositra kosa ilay mpamilin'ilay kamiao, raha toa ka nahiditra am-balam-pamonjana ny kamiao sy ny moto, ary dia nanara-dia sy mikaroka ity mpamily ity ny zandary any an-toerana amin’izao fotoana izao.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT