Fifamoivoizana

Moto misy takelaka mangirana Matetika mampidi-doza


  • Alatsinainy 22 Febroary 2021

Velon-taraina ireo mpitondra moto manoloana ny fipariahana takelaka somary mangirana karazana haingon’ireny “scooter” ireny tato ho ato.

 

 

 Matetika mampidi-doza ilay izy ary antony mahatonga ny sasany amin’izy ireo mangataka ny mpitandro filaminana mihitsy mba hisakana izay moto misy an'ity karazana takelaka na “plaque” ity ary hanome sazy izay mbola mivarotra azy. Tena miteraka lozam-pifamoivoina be mihitsy, hoy ny mpitondra moto sasany izy itony. Ianao manaraka ilay moto avy ao aoriana kanefa tonga dia jambena ny maso satria mitaratra be ilay izy, hoy ny fanazavan’ireo mpitondra moto.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT