Fifamoivoizana

Minisiteran’ny fampianarana ambony Nametra-pialana omaly maraina ny talen’ny kabinetra


  • Alarobia 08 Janoary 2020

Tsy milamina ny tontolon’ny oniversite sy ny fampianarana ambaratonga ambony ary ny fikarohana siantifika, raha ny zava-nisy tamin’ny taona 2019 no jerena.

 

 

 Mbola mainka manamafy izany sahady koa anefa ny zava-mitranga amin’izao fiandohan’ny taona 2020 izao. Nametra-pialana omaly maraina ny talen’ny kabinetra eo anivon’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, ny Dr Mamisoa Fredy Andriamalala. Tsy mbola fantatra mazava hatreto no antony saingy inoana kosa fa misy hifandraisany amin’izao olana miavosa eny amin’ny Anjerimanontolo izao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT