Fifamoivoizana

Matsiatra Ambony Mitaky ny hanokafana ny lalana ireo kaoperativa nasionaly


  • Talata 26 Mey 2020

Nandritra ny fanolorana fanampiana azy ireo, avy amin'ny Governoran’ny faritra no nanambaran'ireo tompon’andraikitry ny fitanterana nasionaly sy rezionaly any an-toerana fa vonona hanaraka ny fitsipika

 

 

 

 

 mipetraka mahakasika ny mbola tsy hisokafan’ny zotra nasionaly sy rezionaly izy ireo ary ho sarotiny amin’ireo mpitatitra hafa izay mitady hirika ihany tsy hanajana izany fepetra izany izay niaraha-nanaiky. Nampanantena moa ny governora fa raha toa ka tsy hahitana soritra an'ity valan’aretina ity intsony any an-toerana dia hangataka ny hamahana ny faritra ny tenany. Hiankina betsaka amin'ny fanajan'ny tsirairay ny fepetra nefa ny fanatanterahana izany. Mahakasika ny tosika fameno any an-toerana kosa dia rahampitso alarobia no hizarana izany ho an'ireo olona rehetra efa nisoratra anarana ara-dalana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT