Manodidina an’Antananarivo

Miha mahazo vahana ny posy


  • Talata 14 Janoary 2025

Alasora, Andoharanofotsy, Sabotsy Namehana sy kaominina maro hafa manodidina an’Antananarivo renivohitra!

Azo ambara ho miha mahazo vahana ny posy, na ny marimarina kokoa, ny fitateran’olona amin’ny alalan’ny posy tarihin-tanana amin’izao fotoana izao. Na eo aza ny famerana amin’ny ankapobeny ny amin’ny tsy hitateran’izy ireny amin’ireo lalana vita tara na «goudron» dia mahita mandra-paharivan’ny andro, fara-faha keliny, 10.000Ariary tombony ireo mpitatitra, raha ny fanadihadiana natao. 1000 Ariary no saran-dalana ho an’olona iray, amin’ny ankapobeny, hoy ny mpitatitra eo amin’ny manodidina iny Volotara Ambohimanala, Andoharanofotsy, iny. Miezaka ny miady any amin’ny fiadidiana ny kaominina ihany izahay, hoy izy, mba hahafahana manitatra ny lalana azo hiasana satria efa iaraha-mahalala fa mafy ny fiainana ary izahay koa mba te hitady.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT