MADAGASCAR AIRLINES

Nanampy fiaramanidina iray


  • Alatsinainy 16 Desambra 2024

Nanampy fiaramanidina iray ny kaompaniam-pitaterana an' habakabaka Malagasy Madagascar Airlines.

ATR 72 500 izy io, mahazaka mpandeha hatrany amin'ny 72 isa. Ho fanomezana fahafaham- po ny mpanjifa amin'izao ankatoky ny Fetin'ny Noely sy ny faran'ny taona izay mahabetsaka ny mpandeha izao no tanjon'izy ireo, raha araka ny fanazavana azo no sady ho fanatsarana ny kalitaon'ny tolotra ihany koa. Nofaina moa ity fiaramanidina ity, raha araka ny fantatra ka amin'ny volana Janoary taona 2025 vao mety hoaverina. Raha araka ny fantatra dia tokony efa tonga tamin'ny volana Jolay lasa teo ireo fiaramanidina miisa 2 nafaran'ity kaompaniam-pitaterana Malagasy ity saingy noho ny antony manokana dia mbola tsy tanteraka izany.
Pâti
Légende : Hanala fahasahiranana ny mpanjifa ny fisian'ny fiaramanidina iray tonga eo anivon'ny Madagascar Airlines !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT