Lozam-pifamoivoizana tao Fianarantsoa

Nodimandry ilay tovovavy 22 taona


  • Alatsinainy 26 Febroary 2024

Nodimandry ny sabotsy 24 febroary teo ilay tovovavy 22 taona

mpianatra, voadonan'ilay «taxi» na fiarakaretsaka teo akaikin'ny Kianja Fianarantsoa, raha ny vaovao voaray tamin'ny fianakaviany. Na dia nialana nenina teny amin’ny CHU Tambohobe Fianarantsoa aza, araka izany, dia tsy tana ny ainy. Misy maratra mbola tsaboina. Fiara miisa 3 no nahitana fahasimbana noho ny fifandonana tao anatin’ity lozam-pifamoivoizana tao Fianarantsoa ity, raha ny fantatra hatramin’iny sabotsy iny aloha.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT