Lozam-pifamoivoizana tao Belo

Tsiribihina


  • Talata 25 Jona 2024

Polisy iray no namoy ny ainy tao Antsimontsena, Belo/Tsiribihina, noho ny lozam-pifamoivoizana, omaly maraina.

Raha ny fampitam-baovao dia nitsoraka ary nidona tamin'ny kodiarana taorian'io fiara be nandeha io izy. Na izany na tsy izany, notazonina ny mpamily hatao famotorana. Vao nahazo famindran-toerana ho any amin'ny kaomisaria Antsalova ity AP2 ity no izao nodimandry izao, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT