Fifamoivoizana

Lozam-pifamoivoizana eny an-dalambe Nampianarina ireo mpampiasa lalana any Alaotra Mangoro


  • Alakamisy 17 Novambra 2022

Nampahafantatra sy nampianatra momba ny « accident de circulation » na ny lozam-pifamoivoizana eny an-dalana

tamin’ireo mpampiasa lalana tao amin’ny fari-piadidiany ny ny Polisim-pirenena miasa ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Alaotra Mangoro teo hahafahana misoroka izany. Teny amin’ny lalam-pirenena faha-44 no nanaovana ny hetsika ka toerana telo no nametrahana ireo Polisy nanazava izany. Anisan’ireny ny teo Ankazotsaravolo PK153 sy Fierenana PK 126 ary tao Marovoay kaominina ambanivohitra Morarano Gare ho an’ny kaomisaria CSP Moramanga. Nahatratra 182 ireo fiara voaara-maso nifamezivezy izay nomena toro-marika manokana amin’ny fampiasana iny lalana iny. Nahitana karazana fiara maro toy ny taxibrosy rezinaly miisa 20, taxi brosy nasionaly miisa 25 , kamiao lehibe miisa 32, fiara tsotra miisa 35, fourgonnette miisa 29, moto miisa 29 ary motoculteur miisa 06 nandritra izany.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT