Lozam-piarakodia

teny Itaosy Avy nandona fitateram-bahoaka


  • Alatsinainy 22 Janoary 2024

dia nanitsaka mpandeha tongotra

Nisy lozam-piarakodia nitranga ny sabotsy teo teo am-pitan’ny Parc de prince cité Itaosy, raha ny fampitam-baovao voaray. Mamo ny mpamily. Avy nandona fiara fitateram-bahoaka 143. Mbola nahitsaka olona mpandeha an-tongotra ihany koa. Andrasana ny tohiny.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT