Fifamoivoizana

Lozam-piarakodia mahatsiravina Nipitika ny tanan’ilay ramatoa, niboraka ny tsinainy…


  • Talata 25 Jolay 2023

Vehivavy iray voalaza fa nandeha moto avy nanatitra ny vadiny no voahitsaky ny kamiao teo amin’ny fiolanan’i

Tanandava andeha Ambatovy tokony omaly hariva tamin’ny 3 ora sy 20 minitra teo ho eo, raha ny fampitam-baovao voaray. tamin’ny 4 ora, izany hoe 40 minitra taorian’io, dia mbola tao ambany kamiao ny razana, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Andrasana moa ny tohin’ny fanazavana fa raha ny tazana avy lavitra aloha dia tena lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tokoa no nitranga. Nipitika tafasaraka aman-tena ny tanan’ilay ramatoa ary niboraka vokatry ny hitsak’ilay kodiaran’ny kamiao ny tsinainy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT