Lalana Soanierana Ivongo -Vahibe

Tombanana ho vita amin’ny taona 2025


  • Alatsinainy 22 Aprily 2024

Tombanana ho vita amin’ny taona 2025 ny lalana mirefy 75, 838km mampitohy an’i Soanierana Ivongo sy Vahibe,

raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Lalam-pirenena faha 5 na RN5 eto no resaka. Notsidihin'ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, sy ny praiminisitra, Ntsay Christian, moa ny fivoaran'ny asa fanamboarana ity lalana ity tamin’io faran’ny herinandro io. Ampahan-dalana izay tafiditra amin'ilay tetikasa «route du soleil» miainga avy any Taolagnaro, anatin'ny lalam-pirenena faha 5 na RN5 hatrany. Tombanana ho amin'ny volana Jona 2025 any no hahavitana azy, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT