Fifamoivoizana

Lalana simba eny 67ha Antso an-tany efitra aloha ny an'ny mponina hatreto


  • Zoma 22 Mey 2020

Anisan’ireo toerana maro lalana simba indrindra eto Antananarivo renivohitra iny faritr’i 67ha iny.

 

 

 

Tsy misy izay tsy mitaraina mafy amin’ny voka-dratsin’izany na ireo mponina eny an-toerana na ny mpampiasa iny lalana iny. Tsy ny eny ihany anefa fa efa maro ireo lakolosy nanairana ny tomponandraikitra misahana ny lalana mba hijery akaiky sy hametraka fanarenana maharitra azy ireny mba tsy ho “bombo voanjo” vetivety, arak’ilay vazivazy ratsy. Tsy hita hatramin’izao anefa moa hatramin’ny tompon'andraikitra voalohany.

 J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT