Lalana mihazo an’Antsiranana

Tsy ratsy fotsiny fa tena mampijaly


  • Alatsinainy 10 Jona 2024

Tsy ratsy fotsiny fa tena mampijaly no azo ilazana ny lalana mihazo an’Antsiranana hatramin’izao taona 2024 izao.

Mbola tsy nanomboka akory ity fitondrana ity no efa nataon’ireo mponina tany an-toerana litania, raha tsiahivina, ny hoe mba amboary ilay lalam-pirenena faha 6 na RN 6. Amin’izao fotoana izao, raha ny fampitam-baovao, dia mampihoso-potaka tanteraka, tsy ny fiara ihany fa hatramin’ireo mpampiasa lalana hihazo any mihitsy koa izany lalana izany. Tsy azo hohanina moa ny lalana, hoy ny hevitra nivoy tany amin’ny 15 taona lasa nialohan’ny nidiran’izao fitondrana niainga tamin’ny tetezamita 2009 izao. Iaraha-miaina anefa ankehitriny ny fidangan’ny vidim-piainana manerana ny faritra manontolo vokatr’izany haratsian-dalana izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT