Fifamoivoizana

Lalam-pirenena faharoa Efa manomboka ny asa fanamboarana


  • Talata 10 Aogositra 2021

Hanomboka tsy ho ela ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faharoa taorian’ny kabarin’ny Filoham-pirenena afak’omaly alina ka nilazany fa hojerena avokoa ireo izay maharary ny vahoaka.

 Orinasa miisa telo no voafantina hanao ny asa fanamboarana ny ampahany amin’izany, izay mampitohy ny distrikan’i Brickaville sy Toamasina. Ny voalohany efa mifahatra ao Brickaville ary efa ao avokoa ny fitaovany rehetra. Efa manomboka miasa. Ny roa hafa kosa efa nahatonga ny fitaovany tao Brickaville ny alahady 08 Aogositra teo ary efa samy mamonjy ny toerana tokony hifaharany hahafahany manomboka ny asa. Hatomboka ao anatin'ny fotoana fohy ny asa rehetra amin'io ampahan-dàlana io.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT