Lalam-pirenena faha-7

Hanomboka amin'ny herinandro ny fandrakofana tara…


  • Alatsinainy 05 Mey 2025

Hanomboka amin'ny herinandro ny fandrakofana tara na «goudron»

eo anelanelan'Ambatolampy sy Ihazolava amin'ny lalam-pirenena faha 7 na «RN 7», hoy ny fampitàm-baovao voaray ny sabotsy teo. Ampahan-dalana mirefy 1,3km eo anelanelan'ny PK 72 sy PK 78 no voakasik'izany asa izany, hoy ny fanazavàna. Vatsian'ny Tahirim-bola ho an'ny lalana na ilay hoe FR na «Fond routier» izy io. Mialohan’ny fametrahana tara, ary ho fanamafisana ny lalana, dia efa nisy ny fametrahana sosona fototra, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT