Lalam-pirenena faha-5

Difotra tanteraka!


  • Talata 20 Febroary 2024

Difotra tanteraka!! Izay no azo ilazàna ny manjo

iny lalam-pirenena faha 5, raha ny fampitam-baovao voaray tamin’iezo nanjohy azy omaly tolakandro. Zava-doza no mitranga. Fitaratra sisa tazana ho an’ireo fiara madinika mandalo ny lalam-pirenena. Mazava ho azy fa maty ihany koa ny ankamaroan’ireo fiara rehefa mba tonga amina tanety rehefa voatery natosika tanaty tondra-drano maha safononoka. Azo ambara mbola isan’ireo faritra anjakan’ny doro tanety moa raha iny Ankazobe sy ny manodidina iny. Ny septambra 2020 no nipoapoaka ny serasera fa efa mandeha ary arahana maso akaiky ny fanarenana iny lalam-pirenena iny ka dia asa indray izay ho fiantraikany taorian’izao tondra-drano tsy ifankahitana izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT