Fifamoivoizana

Lalam-pirenena faha-4 Mirongatra ny fanafihan-jiolahy


  • Alarobia 12 Aprily 2017

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin’iny lalam-pirenena fahefatra mihazo an’i Mahajanga iny.

Fiara Sprinter miisa roa no indray notafihina jiolahy nirongo basy omaly maraina tokony ho tamin’ny 2 ora tany amin’ny kaominina ambanivohitra Anjiajia. Avy eto Antananarivo hihazo ny distrikan’i Marovoay ireo fiara Sprinter roa ireo. Avy hatrany dia tora-bato no nitsenan’ny dahalo ireo fiara. Ilay iray  voalohany  ny fitaratra be aloha no voa izay niteraka faharatrana mafy ho an’ilay mpamily. Ny fitaratra aoriana kosa ny an’ilay  Sprinter faharoa no potika tsy nisy noraisina.  Rovitra tsy nisy  vokatry ny fiparitahan’ilay fitaratra ny vavan’ilay mpamily izay  voatery nozairina enina mihitsy ary nalefa maika eto an-drenivohitra mba hanaraka ny fitsaboana sahaza azy. 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT