Fifamoivoizana

Kaominina Antananarivo Renivohitra Manara-maso ireo fiara fitateram-bahoaka sy fiarakaretsaka


  • Alakamisy 01 Aprily 2021

Manohy sy manamafy hatrany ny hetsika fanaraha-maso an’ireo fiara fitateram-bahoaka sy fiarakaretsaka eny amin’ireo toeram-piantsonana

 

 

 

maro samihafa eto an-dRenivohitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Ho fiarovana ny tsy fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19 sy mba ho fitsinjovana ny ain’ireo vahoaka no voalaza fa antony. Hentitra ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo amin’ireo mpitatitra izay mbola minia tsy manara-dalàna toy ireo mpitondra entana any anaty fiara fitateram-bahoaka, ny fitondrana mpandeha tsy manao aro-vava orona, ny tsy fampiasana “gel disinfectant” na “solution hydroalcoolique”, ny tsy famendrahana fanafody ny fiara fitaterana,… mba hialana amin’ny gaboraraka.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT