Kamiao nandona trano maromaro

Zaza 2 no indray maty


  • Alatsinainy 13 Mey 2024

Zaza miisa 2 no maty ary zaza iray no mbola any amin’ny hopitaly,

raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo mikasika ny lozam-pifamoivoizana nitranga teo amin’ny lalana rarivato na «pavé» midina amin’ny La vérité Morafeno, Amboasary ny zoma nialoha an’io. Anatin’ny fanadihadiana mikasika ny tena nahatonga ny loza moa ireo tomponandraiki-pahefana ao an-toerana. Tombanana ho lany rivotra kosa ny kamiao iray ka nandona trano maromaro ary izao nitera-doza mahatsiravina izao, hoy ny fanazavana voaray. Andrasana hatrany araka izany ny fanampim-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT