Fifamoivoizana

Iavoloha Nifoaka miaramilan’ny Capsat ilay fiara


  • Alakamisy 04 Jona 2020

Fiara iray nirifatra niazo iny lalam-pirenena fahafito iny no nifaoka miaramila iray niambina ny sakana ara-pahasalamana teny Iavoloha afaka omaly Talata alina, tokony ho tamin’ny 09 ora.

 

 

Naratra mafy vokatr’izany ilay miaramila izay fantatra fa miaramilan’ny CAPSAT; ka voatery nalefa notsaboina eny amin’ny hopitalin’ny miaramila eny Soavinandriana. Mikasika ilay mpamily kosa dia fantatra fa mamo izy ka efa nandraisana fepetra manokana.

Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT