Iavoloha

Mpamily sy resevera mamo am-perin’asa voasambotra


  • Alakamisy 29 Febroary 2024

Mpamily iray sy ny mpanampy azy no nosamborin' ny Polisy ao Tanjombato

ny alin'ny 27 febroary 2024 teo Iavoloha rehefa mamo am-perinasa ka nanao fitondrana fiara mampidi-doza sy nanao vava tsy ambina tamin'ireo mpandeha, hoy ny tatitra. Naharay antso avy amin'ny mpandeha ny Polisy mahakasika ny mpamily sy ny mpanampiny izay sady mamo no manao vava fa tsy hamerina famerim-bola. Araka izany dia nametraka sakana teo Iavoloha ny Polisy ka tratra izy roa lahy ireto. Nitadiavana fiara hafa hitondra azy ireo kosa ny mpandeha. Nentina namonjy ny biraon'ny Polisy izy roa lahy ireto hanohizana ny fanadihadiana ary nogiazana ny fiara nentin'izy ireo araka ny tatitra hatrany.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT