Fifamoivoizana

Gare routière MAKI -Andohatapenaka Rahampitso no hifandamina ireo mpitatitra


  • Alakamisy 08 Febroary 2018

Ho fantatra amin’ny zoma ho avy izao ny fotoana hifindran’ireo taksiborosy miazo ny lalam-pirenena fahefatra sy voalohany etsy amin’ny tobim-piantsonana vaovao etsy Andohatapenaka.

 
 Amin’io zoma io mantsy raha araka ny fanazavan-dRakotondrafara Fredinard, filohan’ny ASTRAM  ny hanapahana ny zava-drehetra toy ny famoahana ny bokin’andraikitra hifehy ny koperativa rehetra, ny fomba handaminana ny toerana hametrahana ny tsirairay avy….Ho fantatra amin’io zoma io ihany koa ny mikasika ny tobim-piantsonana eny Ambohimanambola, izay nomarihin’ny filohan’ny ASTRAM  manokana fa tokony hiara-kiasa miaraka amin’ny tobim-piantsonana eny Andohatapenaka mba tsy hisian’ny mizana tsindrian’ila.

 

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT