Foulpoite-Toamasina

Adin’ny 4 vao tonga


  • Alatsinainy 29 Jolay 2024

Adin’ny 4 vao tonga, izany hoe, adin’ny 8 raha mandroso sy miverina amin’izao fotoana

izao ny miainga Foulpointe ho any Toamasina. Potika ny lalam-pirenena faharoa na RN 2. Raha miainga eto Antananarivo moa izany no mankany amin’izany Toamasina izany dia adin’ny 11 vao vita. Adin’ny 22 mandroso sy miverina, hoy ny fitarainan’ny mpampiasa lalana iray. Fahiny nefa ora 1 na ora 1 sy sasany, fara-faha elany izany miainga Toamasina ho any Foulpointe izany na ny mifamadika amin’izay, hoy ny raim-pianakaviana iray. Tsy ao anatin’ny tetikasan’ny filoham-pirenena ve nefa moa ny fanajariana ity lalam-pirenena ity?
J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT