Fitohanan'ny fifamoivoizana eto Antananarivo

Hila tsy hitsahatra intsony, tsy andro, tsy alina...


  • Talata 15 Oktobra 2024

Hila tsy hitsahatra intsony, tsy andro, tsy alina, tsy sabotsy, tsy alahady,

tsy andavan'andro ity fitohanan'ny fifamoivoizana eto Antananarivo renivohitra ity. Mitaraina ho sahirana ny ankamaroan'ireo mpamily na mpampiasa lalana, raha ny fanadihadiana natao satria dia mety mahalany solika mihoatra 100% amin'ny mahazatra mihitsy raha vao diso kajy. Isan'ny tena miteraka fitohanana tato ho ato, na amin'ny andro atoandro aza, ireo fanamboarana na fanarenana ampahan-dalana samihafa eto an-drenivohitra toy izay nolalovana tamin'iny Ampandrana sy ny manodidina iny na koa ny eny 67ha eny. Hatramin'ny alin'ny sabotsy teo aza moa dia mbola nahitana izay fitohanana izay koa ny miakatra an'Analamahitsy mihazo an'Ilafy iny.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT