Fifamoivoizana

Fitaterana Hametrahana GPS ny taxi-be rehetra


  • Zoma 15 Janoary 2021

Hametrahana GPS ireo taxibe rehetra hahafahana misoroka ny loza sy manara-

 

 

 

maso ny fihoaram-pefy ataon'ireo mpamily hoy ny Talen'ny fitaterana sy ny fifamoivoizana an-drenivohitra eo anivon'ny CUA. Manodidina 600 isa ireo fiara fitaterana efa nametrahana ity fitaovana ity. Izany dia hiantoka ny fanatsaràna ny kalitaon`ny asa ho an`ny mpanjifa ary hamahana ny olana sy ny gaboraraka eo amin` ny fitateram-bahoaka.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT