Fitaterana Antananarivo-Antsirabe

Miteraka fatiantoka ny tsy


  • Alatsinainy 11 Aogositra 2025

fifandanjan’ny olona mivezivezy hoy ireo mpitatitra

Tsy mifandanja ny habetsaky ny olona mivezivezy eto Antananarivo mankany Antsirabe sy Antsirabe miakatra Antananarivo hoy ity mpitatitra iray etsy amin’ny fasan’ny karana ity anio. Noho ny antony maro dia tafiakatra 20.000 Ariary ny sara-dalana mampifandray ireto faritra roa ireto amin’izao fotoana. Fotoam-pialan-tsasatra sy fotoanan’ny famadihana izao hoy izy ireo fa mety hisy fidinany ihany izany rehefa manomboka tsy misy olona sy fidiran’ny mpianatra iny.
LALAINA. RAV 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT