Fifamoivoizana

Fitaterana anabakabaka - ACM Hahemotra ny fitsirihana momba ny fiarovana


  • Zoma 13 Novambra 2020

« Ny famerenana ireo hetsika fanamarinana ho an'ireo mpangataka mari-pankasitrahana amin'ny seranam-piaramanidina, ny fandaminana sy ny fanatanterahana tsimoramora ireo hetsika fanaraha-maso no laharam-pahamehana eo anivon` ny Aviation Civile de Madagascar»

 

 

 hoy ny tale jeneralin`ny ACM. Ho fanampin' izany, ho tanterahina amin`ity volana ity ny fanadinana an-tsoratra ho an'ny mpanamory fiaramanidina manokana, mpanamory fiaramanidina matihanina, mpampianatra, mpiasa miasa ara-teknika. Ny fanadinana mifandraika amin'ny fahaizan'ny sidina fitaovana sy ny marim-pankasitrahana famonjena dia ao anatin'ny programa ihany koa. Mikasika ny fiarovana dia nanapa-kevitra ny OACI fa hanemotra ny fitsirihana, noho ny krizy ara-pahasalamana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT