Fifamoivoizana

Fitateram-bahaoka Haverina ny toerana voatokana


  • Sabotsy 04 Martsa 2017

Anisan’ireo nahazo fiofanana tao anatin’ilay atrikasa momba ny tetikasa Lamina na Lalanjotra miaty ny namana izay natao nanomboka ny talata teo ary nifarana omaly tetsy amin’ny Espace Dera

 Tsiadana ry zareo eo anivon’ny UCTU na ny fivondronan’ireo mpitatitra an-drenivohitra sy ny UCTS izay sady misahana izany any Ambanivohitra. Natao hitsinjovana ny olona manam-pahasahiranana amin’ny fivezivezena ny tetikasa, hoy i Nathalie Rasamison. Anisan’izany ny zokiolona sy ny bevohoka ary ireo manana fahasembanana. Nanome toky ny mpitatitra fa hamerina ny toerana voatokana manomboka izao.

Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT