FILOHAN'NY TAXI-MOTO MIARA-DIA

« Misy mitady hifofo ny aiko »


  • Alatsinainy 24 Novambra 2025

Atoa Tsirîniaina no filoha voafidin'ireo

mpisehatra amin'ny Taxi-moto eto amintsika ary mahalala tsara ity tontolon'ny fitaterana iray ity fa tsy mpitady vola fotsiny. Noho ny tsy fifanarahana nisy teo aminy sy ny Astafim no nambarany fa antony nahatonga azy sy ireo mpikambana miaraka aminy hanangana ny Taxi-moto Miara-dia. Izaho no filohan'ny Taxi-moto Miara-dia hoy Atoa Tsirîniaina ary ara-dalana ny fihaonambe notanterahinay teny Androndrakely ny Sabotsy téo no sady nahazoanay alalana. Misy mitady hifofo ny aiko manoloana izany hoy izy. Tsy azo ekena anefa ary tsy misy lalana eto Madagasikara milaza fa tsy maintsy fehezîn'olon-tokana ny asa fitadiavana iray. Afaka manao izany avokoa ny rehetra hoy izy rehefa mitady izay mahasoa ny mpikambana fa tsy ny tombontsoany irery. Zavatra maro loha moa no nodinihin'ireo mpikambana nandritra ny fihaonambe notontosain'izy ireo toy ny fandoavan-ketra, ny tobim-piantsonana, ny fiarovana ny ain'ny mpandeha sy ny fananany....
Pati
Légende : Nitafa fohy tamin'ny mpanao gazety ireo mpikambana ny Sabotsy téo !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT