Fifamoivoizana eny amin’ny boriboritany V

Mampijaly toy ny jiro sy rano koa


  • Alakamisy 06 Jona 2024

Mampijaly toy ny jiro na herinaratra, raha ny marimarina kokoa, sy ny rano

koa ny fifamoivoizana eny amin’iny boriboritany faha 5 eto Antananarivo iny, raha ny tsikaritra matetika manomboka eo amin’ny 11 ora sasany no mankany eo. Hiakatra an’Anjanahary dia efa Tohamboivoy be higagana. Mitohy miditra an’Ambatomainty, Manjakaray, Amboditsiry, Andranobevava, Analamahitsy mbola tsy misava. Izany hoe raha hivoaka amin’ireo distrika manodidina dia mila miainga adin’ny 2 mialoha fara faha tara. Iarahan’ny mpanara-baovao mahalala, etsy ankilan’izay, ny fipetrak’ireo zotra an-tariby na teleferika. Mbola mipetraka hatramin’izao ny fanontaniana hoe tena hamaha ny olan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo renivohitra tokoa ve?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT