Fifamoivoizana

Fifamoivoizana amin’ny RN 2 Hadihadiana lalina ny momba ireo mpandeha


  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020

Mila mitondra dika mitovin’ny karapanondrom-pireneny ireo olompirenena mikasa hihazo iny lalam-pirenena faharoa iny, raha toa ka efa ampy taona,

 

 

 hoy ny avy eo anivon’ny sampan-draharaha miadidy ny fitaterana an-tanety eto Madagasikara. Ilaina ihany koa ny manao famandrian-toerana amin’ny alalan’ny finday hamantarana mialoha ny taksy borosy hisy ireo mpanjifa. Misy moa ny fampahafantarana ny mombamomba ireo koperativam-pitaterana mampifandray ny faritra Analamanga sy Atsinanana ao amin’ny tambazotran-tseraseran’ity sampan-draharaha ity. Ireo fanadihadiana lalina ny momba ireo mpandeha ireo, araka izany, no isan’ny fepetra noraisin’ny ATT mba ho fahamailoana hatrany ao anatin’izao mbola vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana izao, raha ny fanazavana.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT