Fifamoivoizana

Fiaran’ny minisiterany nandona olona Hampihatra ny sazy henjana ny Fitsarana


  • Alatsinainy 20 Desambra 2021

Fiara mitondra ny laharana 9728 TAM izay ampiasain'ny Fitsarana no voalaza fa nandona olona teny amin'ny lalana By Pass ny alin'ny Sabotsy 18 desambra 2021.

 Niely nanerana ny tambazotran-tserasera moa ny fitarainana. «Ny Ministeran'ny Fitsarana dia maneho ny fialan-tsiny tanteraka amin'ny olona sy ny fianakaviana niharam-boina ary mirary fahasitranana haingana ho an'ny maratra, monome toky kosa ny Ministeran'ny Fitsarana fa handray ny andraikiny ka hampihatra ny sazy henjana amin'izay tompon'andraikitra nanao an-tsirambina ka nahatonga ny loza», hoy fanambarana nataon’ny Minisiteran’ny Fitsarana omaly.
Toky R
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT